Salamo 102:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa ianao kosa tsy miova, ary ny taonanao tsy hisy farany.+ Salamo 145:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny fanjakanao dia fanjakana maharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra,+Ary ny fitondranao maharitra hatramin’ny taranaka rehetra mifandimby.+ Salamo 146:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+Eny, ny Andriamanitrao ry Ziona ô, hatramin’ny taranaka fara mandimby.+Miderà an’i Jah!+ Habakoka 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy efa nisy hatramin’ny taloha be ve ianao, Jehovah ô?+ Tsy ho faty ianao, Andriamanitro ô,+ Ilay Masina ivavahako. Hampihatra didim-pitsarana no nanendrenao azy, Jehovah ô, ary hananatra+ no nanorenanao azy, ry Vatolampy+ ô!
13 Ny fanjakanao dia fanjakana maharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra,+Ary ny fitondranao maharitra hatramin’ny taranaka rehetra mifandimby.+
10 Ho mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+Eny, ny Andriamanitrao ry Ziona ô, hatramin’ny taranaka fara mandimby.+Miderà an’i Jah!+
12 Tsy efa nisy hatramin’ny taloha be ve ianao, Jehovah ô?+ Tsy ho faty ianao, Andriamanitro ô,+ Ilay Masina ivavahako. Hampihatra didim-pitsarana no nanendrenao azy, Jehovah ô, ary hananatra+ no nanorenanao azy, ry Vatolampy+ ô!