FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Jehovah ô, mandra-pahoviana no hanadinoanao ahy?+ Ho mandrakizay ve?+

      Mandra-pahoviana no hanafenanao ny tavanao amiko?+

  • Jeremia 14:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Efa nolavinao tanteraka ve i Joda?+ Efa nankahalainao ve i Ziona?+ Nahoana no nokapohinao izahay ka tsy mety sitrana intsony?+ Nanantena fiadanana izahay, kanjo tsy nisy zava-tsoa. Nanantena fotoam-panasitranana izahay, kanjo horohoro no niseho!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara