15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+
37 Izao no nolazain’i Jehovah: “‘Raha azo refesina ny lanitra ambony, ary azo karohina ny fototry ny tany,+ dia ho azoko lavina koa ny taranak’Israely manontolo, noho izay rehetra nataon’izy ireo’,+ hoy i Jehovah.”