Jeremia 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niverina taminao aho ka nanenina noho ny ratsy vitako.+ Rehefa nampahafantarina ahy izany, dia nokapohiko ny feko satria nalahelo aho.+ Menatra sy afa-baraka koa aho,+ satria nitondra latsa aho noho izay nataoko fony fahazaza.’”+
19 Niverina taminao aho ka nanenina noho ny ratsy vitako.+ Rehefa nampahafantarina ahy izany, dia nokapohiko ny feko satria nalahelo aho.+ Menatra sy afa-baraka koa aho,+ satria nitondra latsa aho noho izay nataoko fony fahazaza.’”+