Salamo 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela. Jeremia 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hataoko lasa korontam-bato miavosa+ sy fonenan’ny alikadia i Jerosalema,+ ary ireo tanànan’i Joda kosa hataoko lasa aolo tsy misy mponina.+ Jeremia 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka higagan’ny olona. Ary ireo firenena ireo kosa hanompo ny mpanjakan’i Babylona fitopolo taona.”’+ Jeremia 32:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Hisy hividy saha tokoa eto amin’ity tany+ ity, na dia hilaza momba azy ity aza ianareo hoe: “Tany lao+ tsy misy olona na biby fiompy ity, sady efa natolotra teo an-tanan’ny Kaldeanina.”’+
16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela.
11 Hataoko lasa korontam-bato miavosa+ sy fonenan’ny alikadia i Jerosalema,+ ary ireo tanànan’i Joda kosa hataoko lasa aolo tsy misy mponina.+
11 Ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka higagan’ny olona. Ary ireo firenena ireo kosa hanompo ny mpanjakan’i Babylona fitopolo taona.”’+
43 Hisy hividy saha tokoa eto amin’ity tany+ ity, na dia hilaza momba azy ity aza ianareo hoe: “Tany lao+ tsy misy olona na biby fiompy ity, sady efa natolotra teo an-tanan’ny Kaldeanina.”’+