Ohabolana 11:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Na dia mifandray tanana aza ny olon-dratsy, dia tsy ho afa-miala amin’ny sazy,+ fa ho afa-mandositra kosa ny taranaky ny marina.+ Isaia 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,+ ary mitady anao fatratra aho, ao anatiko ao.+ Rehefa mitsara ny tany+ mantsy ianao, dia hianatra fahamarinana+ ny mponina eto an-tany.+
21 Na dia mifandray tanana aza ny olon-dratsy, dia tsy ho afa-miala amin’ny sazy,+ fa ho afa-mandositra kosa ny taranaky ny marina.+
9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,+ ary mitady anao fatratra aho, ao anatiko ao.+ Rehefa mitsara ny tany+ mantsy ianao, dia hianatra fahamarinana+ ny mponina eto an-tany.+