Apokalypsy 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny fahafito nandraraka ny tao am-biliany teny amin’ny rivotra,+ dia nisy feo mafy+ avy tao amin’ilay toerana masina, avy teo amin’ny seza fiandrianana, nanao hoe: “Vita!”
17 Ary ny fahafito nandraraka ny tao am-biliany teny amin’ny rivotra,+ dia nisy feo mafy+ avy tao amin’ilay toerana masina, avy teo amin’ny seza fiandrianana, nanao hoe: “Vita!”