Josoa 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra noho ny amin’ireo,+ fa rahampitso tokotokony ho amin’ny ora toy izao no hanolorako azy rehetra ho faty eo an-tanan’ny Israely. Hotapahinao ny hoza-tongotry ny soavaliny,+ ary hodoranao ny kalesiny.”+ Salamo 46:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mampitsahatra ady hatrany amin’ny faran’ny tany izy.+Tapatapahiny ny tsipìka, ary potipotehiny ny lefona.+Dorany ny kalesin’ady.+
6 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra noho ny amin’ireo,+ fa rahampitso tokotokony ho amin’ny ora toy izao no hanolorako azy rehetra ho faty eo an-tanan’ny Israely. Hotapahinao ny hoza-tongotry ny soavaliny,+ ary hodoranao ny kalesiny.”+
9 Mampitsahatra ady hatrany amin’ny faran’ny tany izy.+Tapatapahiny ny tsipìka, ary potipotehiny ny lefona.+Dorany ny kalesin’ady.+