6 Dia nanjary toy ny olona maloto izahay rehetra, ary toy ny akanjo voaloton’ny fadimbolana+ ny rariny rehetra ataonay. Halazo toy ny ravinkazo+ izahay rehetra, ary hipaoka anay toy ny rivotra ny fahadisoanay.+
43 Rehefa any dia hotsaroanareo ny nataonareo+ sy ny zava-drehetra nataonareo handotoana ny tenanareo,+ ary ho hita eo amin’ny endrikareo fa haharikoriko anareo ny zava-dratsy rehetra vitanareo.+
31 Dia tsy maintsy hotsaroanareo ny fitondran-tena ratsy sy ny fanao ratsy narahinareo,+ ka haharikoriko anareo ny tenanareo satria nanao fahadisoana sy nanao zava-maharikoriko ianareo.+