FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Dia fantaro fa Andriamanitra no namitaka ahy,

      Ary efa nakatony tamiko ny fandrika harato.+

  • Salamo 66:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nampidirinao tao anaty fandrika harato izahay,+

      Ary nasianao enta-mavesatra teo amin’ny andilanay.

  • Jeremia 52:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nosamborin’ny Kaldeanina ny mpanjaka, ka nentiny niakatra tany amin’ny mpanjakan’i Babylona+ tao Ribla,+ tany Hamata,+ mba hisy didim-pitsarana havoakany momba azy.+

  • Fitomaniana 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Avy any amin’ny avo no andatsahany afo ho amin’ny taolako,+ ka ataony manaiky azy ny taolako tsirairay.

      Namelatra harato hamandrihana ny tongotro izy.+ Nampihemotra ahy izy.

      Nahatonga ahy ho vehivavy nafoy izy. Ary marary foana aho.+

  • Ezekiela 17:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa hovelariko hanarona azy ny haratoko, ka ho tratran’ilay fandrika harato izy.+ Dia hoentiko any Babylona izy ka hifandahatra aminy any aho, satria nivadika tamiko izy sady nanohitra ahy.+

  • Ezekiela 19:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nanatona hamely azy ny firenena avy any amin’ireo faritany manodidina,+ ka namelatra harato hanarona azy.+ Voafandrika izy ka latsaka tao amin’ny lavaka nataon’izy ireo.+

  • Ezekiela 32:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hovelariko hanarona anao ny haratoko,+ ka firenena maro no hasaiko hanao izany. Dia ho azon’izy ireo ao anaty haratoko ianao.+

  • Hosea 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Henoy izao, ry mpisorona,+ eny, mihainoa tsara, ry taranak’Israely ô, ary aoka ianareo izay anisan’ny ankohonan’ny mpanjaka+ hanongilan-tsofina, fa ianareo no hotsaraina. Ianareo mantsy lasa fandrika+ tany Mizpa, ary toy ny fandrika harato novelarina tao Tabara.+

  • Hosea 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Hovelariko hanarona azy ireo ny fandrika haratoko,+ na aiza na aiza alehany. Ary hampidiniko avy any ambony izy ireo toy ny voro-manidina.+ Hofaiziko koa izy araka ny efa nampitandremana ny fiangonany.+

  • Lioka 21:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 toy ny fandrika.+ Fa ho tonga amin’izay rehetra monina ambonin’ny tany manontolo izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara