7 “‘“Ary nisy voromahery lehibe hafa+ koa nanana elatra lehibe, ary ngezabe ny volon’elany.+ May erỳ io voaloboka io nampisandrahaka ny fakany ho any aminy!+ Ary ny rantsany kosa nataony nandady avy teo amin’ilay zaridaina nambolena azy, ka nalefany nankany amin’ilay voromahery mba hotondrahany.+