Mpitoriteny 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa hotsarain’Andriamanitra ny karazan’asa rehetra mbamin’ny zava-miafina rehetra, ka izy no hamaritra na tsara izany na ratsy.+
14 Fa hotsarain’Andriamanitra ny karazan’asa rehetra mbamin’ny zava-miafina rehetra, ka izy no hamaritra na tsara izany na ratsy.+