Ohabolana 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mpaniratsira ny divay+ ary mpitabataba ny toaka,+ ka tsy hendry izay rehetra manaonao foana noho ny herin’izany.+ Ohabolana 31:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mety amin’ny mpanjaka, ry Lemoela ô, eny, tsy mety amin’ny mpanjaka ny misotro divay, na amin’ny manam-pahefana ny manao hoe: “Aiza ny toaka?”,+
20 Mpaniratsira ny divay+ ary mpitabataba ny toaka,+ ka tsy hendry izay rehetra manaonao foana noho ny herin’izany.+
4 Tsy mety amin’ny mpanjaka, ry Lemoela ô, eny, tsy mety amin’ny mpanjaka ny misotro divay, na amin’ny manam-pahefana ny manao hoe: “Aiza ny toaka?”,+