2 Hoentin’ny hafa firenena izy ireo ka hampodiny any aminy. Ary hataon’ny taranak’Israely ho mpanompolahiny sy mpanompovaviny any amin’ny tanin’i Jehovah izy ireo.+ Dia ho lasa mpamabo+ an’ireo namabo azy ny taranak’Israely, ka hifehy an’ireo nanery azy hiasa.+
29 Dia namoaka didy i Belsazara ka nampanaovina akanjo volomparasy i Daniela, ary nasiana rojo volamena ny vozony. Dia nambara fa izy no ho mpitondra fahatelo eo amin’ny fanjakana.+