FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 5:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 ka i Dariosy+ Medianina no nandray ny fanjakana, tamin’izy roa amby enimpolo taona teo ho eo.

  • Daniela 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nisy olona telo koa notendreny ho olom-panjakana ambony, anisan’izany i Daniela,+ mba hiandraikitra an’ireo lehibem-paritany.+ Amin’izay dia handefa tatitra tsy tapaka any amin’ireo olom-panjakana ireo ny lehibem-paritany, ka tsy hisy fatiantoka ho an’ny mpanjaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara