FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hoy ralehilahy: “Tsia, fa lehiben’ny tafik’i Jehovah aho, ary izany no ahatongavako eto.”+ Dia niondrika i Josoa ka niankohoka+ tamin’ny tany, sady niteny hoe: “Inona no holazain’ny tompoko amin’ny mpanompony?”

  • Isaia 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+ zazalahy no homena antsika,+ ary ho eo an-tsorony ny fahefan’andriana.+ Ny anarany dia hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay,+ Andrianan’ny Fiadanana.+

  • Ezekiela 34:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Izaho Jehovah no ho Andriamaniny,+ ary i Davida mpanompoko no ho mpiadidy eo amin’izy ireo.+ Izaho Jehovah no miteny izany.

  • Daniela 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Holazaiko aminao anefa izay voasoratra ao amin’ny bokin’ny fahamarinana.+ Ary tsy mba nisy nanampy ahy tamin’izany, afa-tsy i Mikaela,+ ilay andrianan’ny firenenareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara