Isaia 26:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Mandehana miditra ao amin’ny efitranonao anatiny, ry oloko, ka hidio ny varavarana.+ Miafena kely vetivety, mandra-pahalasan’ny fanamelohana.+ Joela 2:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny masoandro hovana ho haizina+ ary ny volana ho ra,+ alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+ Matio 24:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha tsy nohafohezina tokoa mantsy izany andro izany, dia tsy hisy nofo hovonjena, fa noho ny olom-boafidy,+ dia hohafohezina izany andro izany.+ Apokalypsy 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa hoy ny anti-panahy+ iray tamiko: “Iza moa ireo manao akanjo+ fotsy lava ireo, ary avy aiza izy ireo?”
20 “Mandehana miditra ao amin’ny efitranonao anatiny, ry oloko, ka hidio ny varavarana.+ Miafena kely vetivety, mandra-pahalasan’ny fanamelohana.+
31 Ny masoandro hovana ho haizina+ ary ny volana ho ra,+ alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+
22 Raha tsy nohafohezina tokoa mantsy izany andro izany, dia tsy hisy nofo hovonjena, fa noho ny olom-boafidy,+ dia hohafohezina izany andro izany.+
13 Koa hoy ny anti-panahy+ iray tamiko: “Iza moa ireo manao akanjo+ fotsy lava ireo, ary avy aiza izy ireo?”