Jeremia 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Miverena, ry zanako mpikomy ô,+ fa hanasitrana ny fikomianareo aho.”+ “Indreto izahay manatona anao, fa ianao, Jehovah ô, no Andriamanitray!+ Jeremia 50:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Amin’izany andro sy fotoana izany”,+ hoy i Jehovah, “dia hiverina ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.+ Handeha izy ireo, ary hitomany eny am-pandehanana.+ Hitady an’i Jehovah Andriamaniny izy ireo.+
22 “Miverena, ry zanako mpikomy ô,+ fa hanasitrana ny fikomianareo aho.”+ “Indreto izahay manatona anao, fa ianao, Jehovah ô, no Andriamanitray!+
4 “Amin’izany andro sy fotoana izany”,+ hoy i Jehovah, “dia hiverina ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.+ Handeha izy ireo, ary hitomany eny am-pandehanana.+ Hitady an’i Jehovah Andriamaniny izy ireo.+