Salamo 78:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy tokony hotahafiny ny razany,+Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Ary taranaka tsy nanomana ny fony,+Sady tsy mendri-pitokisana teo anatrehan’Andriamanitra.+ Salamo 81:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa navelako handeha araka ny ditran’ny fony izy,+Ka nanao izay saim-pantany.+ Isaia 65:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mamelatra ny tanako mandrakariva amin’ny vahoaka mafy loha+ aho, dia amin’ireo mandeha amin’ny lalan-dratsy,+ araka izay saim-pantany,+ Zakaria 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nety nihaino anefa izy ireo,+ sady mafy hatoka*+ sy nanampin-tsofina.+
8 Tsy tokony hotahafiny ny razany,+Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Ary taranaka tsy nanomana ny fony,+Sady tsy mendri-pitokisana teo anatrehan’Andriamanitra.+
2 “Mamelatra ny tanako mandrakariva amin’ny vahoaka mafy loha+ aho, dia amin’ireo mandeha amin’ny lalan-dratsy,+ araka izay saim-pantany,+