3 Ny omby mahalala tsara ny tompony, ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy. Ny Israely kosa anefa tsy mahalala+ ahy, ary ny oloko tsy misaina.”+
19 Koa tsy misy mahatsiaro ao am-pony+ izy ireo na manam-pahalalana na misaina,+ ka manao hoe: “Ny antsasany nodorako, ary teo ambony vainafo no nanaovako mofo. Nitono hena aho ka nihinana. Koa ny ambiny ve dia hataoko zava-maharikoriko?+ Hazo maina ve dia hiankohofako?”