Salamo 90:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nataonao teo anatrehanao ny fahadisoanay,+Ary nataonao teo anoloan’ny fahazavan’ny tavanao ny fahotanay miafina.+ Ohabolana 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa eo imason’i Jehovah ny lalan’ny olona,+ ary dinihiny avokoa ny lalany rehetra.+
8 Nataonao teo anatrehanao ny fahadisoanay,+Ary nataonao teo anoloan’ny fahazavan’ny tavanao ny fahotanay miafina.+