FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy niverina tamin’Ilay namely azy ny vahoaka,+ sady tsy nitady an’i Jehovah+ Tompon’ny tafika.

  • Ezekiela 22:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Koa nitady olona teo amin’izy ireo aho hanamboatra ilay manda vato+ sy hitsangana eo amin’ny banga amin’ilay manda,+ dia olona hijoro eo anatrehako hiaro an’ilay tany, mba tsy handravako azy.+ Tsy nahita mihitsy anefa aho.

  • Daniela 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nihatra taminay izany loza rehetra izany,+ araka ny voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy.+ Tsy mba nitady sitraka taminao izahay, ry Jehovah Andriamanitray, ka tsy niala tamin’ny fahadisoanay,+ sady tsy navelanay hisy heriny teo amin’ny fiainanay ny nahalalanay fa tia ny fahamarinana ianao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara