19 Ary tonga teo amin’ilay tany i Pola+ mpanjakan’i Asyria.+ Dia nomen’i+ Menahema talenta volafotsy arivo i Pola,+ mba hanampian’i Pola azy hanamafy orina ny fahefany teo amin’ny fanjakany.+
18 Fa inona no dia mahaliana anao amin’ny lalana mankany Ejipta+ sy hisotro ny ranon’i Sihora?+ Ary inona no mahaliana anao amin’ny lalana mankany Asyria+ sy hisotro ny ranon’ilay Renirano?