Isaia 41:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Aza matahotra, ry Jakoba kankana,+ ry lehilahy israelita,+ fa hanampy anao aho”, hoy i Jehovah Mpanavotra+ anao, Ilay Masin’ny Israely. Mika 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nitondra anao niakatra avy tany Ejipta aho,+ ary avy tao amin’ny trano fanandevozana no nanavotako anao.+ Ary naniraka an’i Mosesy sy Arona ary Miriama aho mba handeha teo alohanao.+
14 “Aza matahotra, ry Jakoba kankana,+ ry lehilahy israelita,+ fa hanampy anao aho”, hoy i Jehovah Mpanavotra+ anao, Ilay Masin’ny Israely.
4 Nitondra anao niakatra avy tany Ejipta aho,+ ary avy tao amin’ny trano fanandevozana no nanavotako anao.+ Ary naniraka an’i Mosesy sy Arona ary Miriama aho mba handeha teo alohanao.+