-
Deoteronomia 26:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tsy nihinanako ilay zava-masina tamin’izaho nisaona, ary tsy nakako tamin’izaho naloto, sady tsy nanomezako ho an’ny maty. Efa nihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitro aho, ary nanao araka izay rehetra nandidianao ahy.
-