FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Na mijangajanga aza ianao, ry Israely,+ dia aoka kosa ny Joda tsy ho meloka.+ Ary aza mankany Gilgala+ ianareo, na miakatra any Beti-avena,+ na mianiana hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’+

  • Amosa 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ho lasa aolo ireo toerana avon’i Isaka,+ ary horavana+ ireo toerana masin’Israely.+ Dia hitsangana aho, ka hamely ny taranak’i Jeroboama amin’ny sabatra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara