Salamo 50:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aoka ho azonareo tsara izany, ry mpanadino an’Andriamanitra,+Sao hamiravira anareo aho, nefa tsy hisy hamonjy anareo.+ Hosea 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ho toy ny liona tanora aho ho an’i Efraima,+ ary ho toy ny liona tanora matanjaka ho an’ny taranak’i Joda. Izaho no hamiravira azy sy handeha hitondra azy. Ary tsy hisy hamonjy izy.+
22 Aoka ho azonareo tsara izany, ry mpanadino an’Andriamanitra,+Sao hamiravira anareo aho, nefa tsy hisy hamonjy anareo.+
14 Ho toy ny liona tanora aho ho an’i Efraima,+ ary ho toy ny liona tanora matanjaka ho an’ny taranak’i Joda. Izaho no hamiravira azy sy handeha hitondra azy. Ary tsy hisy hamonjy izy.+