26 Dia honina eo tsy amin’ahiahy izy ireo,+ ka hanao trano+ sy tanimboaloboka.+ Ary handry feizay+ izy ireo rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’izay rehetra nanesoeso azy aho, dia izay rehetra manodidina azy.+ Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah Andriamaniny.”’”