Josoa 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nanangana antontam-bato lehibe teo amboniny izy ireo, ka mbola eo izany mandraka androany.+ Dia nitony ny fahatezerana mafin’i Jehovah.+ Izany no antony nanaovana ny anaran’io toerana io hoe Lemaka Ivan’i Akora,+ mandraka androany. Isaia 65:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 I Sarôna+ dia ho lasa kijana ho an’ny ondry,+ ary ny lemaka ivan’i Akora+ ho toeram-pialan-tsasatra ho an’ny ombin’ny oloko izay nitady ahy.+
26 Ary nanangana antontam-bato lehibe teo amboniny izy ireo, ka mbola eo izany mandraka androany.+ Dia nitony ny fahatezerana mafin’i Jehovah.+ Izany no antony nanaovana ny anaran’io toerana io hoe Lemaka Ivan’i Akora,+ mandraka androany.
10 I Sarôna+ dia ho lasa kijana ho an’ny ondry,+ ary ny lemaka ivan’i Akora+ ho toeram-pialan-tsasatra ho an’ny ombin’ny oloko izay nitady ahy.+