Isaia 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hiaraka tsindraindray ny zanak’ondry sy ny amboadia,+ hatoritory hiaraka amin’ny zanak’osy ny leopara, ary hiaraka daholo ny zanak’omby sy ny liona tanora+ ary ny biby nohatavezina,+ ka ankizilahikely no hitarika azy ireo. Ezekiela 34:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hataoko tsy misy bibidia masiaka intsony ao amin’ilay tany,+ ka honina tsy amin’ahiahy any an-tany efitra izy ireo, ary hatory any an’ala.+
6 Dia hiaraka tsindraindray ny zanak’ondry sy ny amboadia,+ hatoritory hiaraka amin’ny zanak’osy ny leopara, ary hiaraka daholo ny zanak’omby sy ny liona tanora+ ary ny biby nohatavezina,+ ka ankizilahikely no hitarika azy ireo.
25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hataoko tsy misy bibidia masiaka intsony ao amin’ilay tany,+ ka honina tsy amin’ahiahy any an-tany efitra izy ireo, ary hatory any an’ala.+