32 Homena ho an’ny firenen-kafa ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy,+ ka hipitrapitra ny masonao sady te hahita azy ireo foana, nefa tsy hahefa na inona na inona ny tananao.+
13 I Javana+ sy Tobala+ ary Meseka+ no nifanaovanao raharaham-barotra. Ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ny olona*+ sy ny zavatra vita amin’ny varahina.