Apokalypsy 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa fanambarana avy amin’ny+ demonia izany, raha ny marina, ka manao famantarana+ sy mankany amin’ireo mpanjakan’ny+ tany+ rehetra misy mponina, mba hanangonana azy ireo ho amin’ny adin’ilay+ andro+ lehiben’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra.+
14 Fa fanambarana avy amin’ny+ demonia izany, raha ny marina, ka manao famantarana+ sy mankany amin’ireo mpanjakan’ny+ tany+ rehetra misy mponina, mba hanangonana azy ireo ho amin’ny adin’ilay+ andro+ lehiben’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra.+