18 Mbola nisy anjely hafa koa nivoaka avy teo amin’ny alitara, ary nanana fahefana tamin’ny afo+ izy. Ary niantsoantso mafy tamin’ilay nanana antsy fijinjana maranitra izy, nanao hoe: “Arosoy ny antsy fijinjanao ka angony ny sampahom-boaloboky ny tany,+ satria efa masaka ny voalobony.”