FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hoy i Ahaba tamin’i Obadia: “Mandehana mitety ny tany, ho any amin’ny loharano rehetra sy ny lohasaha falehan-driaka rehetra. Angamba hahita ahi-maitso+ isika, ka ho voatsimbina ny ain’ny soavaly sy ny ramole, ary tsy hisy biby ho ripaka intsony.”+

  • Jeremia 12:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Mandra-pahoviana ity tany ity no ho karakaina,+ ary mandra-pahoviana ny zavamaniry eny an-tsaha no ho maina?+ Ripaka ny bibidia sy ny voro-manidina+ noho ny faharatsian’ny mponina ao. Hoy mantsy izy ireo: “Tsy mahalala ny hoavinay izy.”

  • Hosea 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Noho izany, dia hisaona ny tany+ ary madiva hanjavona ny mponina rehetra ao, mbamin’ny bibidia sy ny voro-manidina eny amin’ny lanitra. Ary na ny trondro any an-dranomasina aza dia hangonina mba ho faty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara