Isaia 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Azon’ny tanako ireo fanjakan’ny andriamanitra tsy misy dikany, izay nanana sary sokitra maro kokoa noho ireo any Jerosalema sy Samaria.+ Nahoma 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa angaha ianao tsara noho i No-amona+ izay teo amoron’ireo lakandranon’i Neily?+ Voahodidin’ny rano izy, ary ny ranomasina no harenany sady nataony manda.
10 Azon’ny tanako ireo fanjakan’ny andriamanitra tsy misy dikany, izay nanana sary sokitra maro kokoa noho ireo any Jerosalema sy Samaria.+
8 Fa angaha ianao tsara noho i No-amona+ izay teo amoron’ireo lakandranon’i Neily?+ Voahodidin’ny rano izy, ary ny ranomasina no harenany sady nataony manda.