FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 15:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “‘Ianao no nahafoy ahy’,+ hoy i Jehovah. ‘Tsy mitsahatra ny mihemotra ianao.+ Koa haninjitra ny tanako hamely anao aho, ka handringana anao.+ Efa sasatry ny manenina aho.+

  • Ezekiela 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony, amin’ny tanin’ny Israely: ‘Ny farany! Tonga ny farany ho an’ny vazan-tany efatra!+

  • Amosa 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary hoy izy: “Inona no hitanao,+ ry Amosa?” Dia hoy aho: “Harona misy voankazo masaka fahavaratra.”+ Ary hoy i Jehovah tamiko: “Tonga ny farany, ho an’ny Israely oloko.+ Koa tsy holeferiko intsony ny fahadisoany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara