FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary nataon’i Jeroboama andro fety ny fahadimy ambin’ny folon’ny volana fahavalo, sahala amin’ny fety tany Joda,+ mba hanolorany fanatitra teo amin’ilay alitara nataony tao Betela, ka hanaovany sorona ho an’ireo zanak’omby nataony. Ary notendreny hanompo tao Betela+ ny mpisoron’ireo toerana avo namboariny.

  • Hosea 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Horavana ny toerana avo ao Beti-avena,+ dia ny fahotan’ny Israely.+ Ho rakotry ny tsilo+ ny alitarany.+ Dia hilaza amin’ny tendrombohitra ny olona hoe: ‘Saròny izahay!’, ary amin’ny havoana hoe: ‘Mianjerà aminay!’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara