Amosa 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aza mitady any Betela+ anefa ary aza mankany Gilgala,+ na miampita ho any Beri-sheba.+ Hatao sesitany tokoa mantsy i Gilgala,+ ary i Betela ho lasa toerana misy herin’ny maizina.+ Amosa 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 eny, ireo mianiana amin’ny heloka ataon’i Samaria,+ sady miteny hoe: “Raha mbola velona koa ny andriamanitrao, ry Dana!”,+ sy hoe: “Raha mbola tsy maty koa ny lalana mankany Beri-sheba!”+ Ary ho lavo tokoa izy ireo ka tsy hiarina intsony.’”+
5 Aza mitady any Betela+ anefa ary aza mankany Gilgala,+ na miampita ho any Beri-sheba.+ Hatao sesitany tokoa mantsy i Gilgala,+ ary i Betela ho lasa toerana misy herin’ny maizina.+
14 eny, ireo mianiana amin’ny heloka ataon’i Samaria,+ sady miteny hoe: “Raha mbola velona koa ny andriamanitrao, ry Dana!”,+ sy hoe: “Raha mbola tsy maty koa ny lalana mankany Beri-sheba!”+ Ary ho lavo tokoa izy ireo ka tsy hiarina intsony.’”+