2 Mpanjaka 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanao tetika+ i Saloma zanak’i Jabesy ka namely+ azy tany Ibleama,+ dia namono azy ho faty, ary nanjaka nandimby azy. Hosea 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ho meloka i Samaria,+ satria nikomy tamin’Andriamaniny.+ Ho lavon-tsabatra+ izy. Ny zanany hotorotoroina,+ ary ny kibon’ny vehivavy bevohoka hotatahana.”+
10 Ary nanao tetika+ i Saloma zanak’i Jabesy ka namely+ azy tany Ibleama,+ dia namono azy ho faty, ary nanjaka nandimby azy.
16 “Ho meloka i Samaria,+ satria nikomy tamin’Andriamaniny.+ Ho lavon-tsabatra+ izy. Ny zanany hotorotoroina,+ ary ny kibon’ny vehivavy bevohoka hotatahana.”+