Amosa 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Koa izany no hataoko aminao, ry Israely. Eny, hanao izany aminao aho, ka miomàna hifanatrika amin’Andriamanitrao,+ ry Israely. Amosa 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Jehovah tamiko: “Inona no hitanao, ry Amosa?” Ary hoy aho: “Pilao.” Dia hoy koa i Jehovah: “Hampiasa pilao eo amin’ny Israely oloko aho,+ ka tsy holeferiko intsony ny fahadisoany.+
12 “Koa izany no hataoko aminao, ry Israely. Eny, hanao izany aminao aho, ka miomàna hifanatrika amin’Andriamanitrao,+ ry Israely.
8 Dia hoy i Jehovah tamiko: “Inona no hitanao, ry Amosa?” Ary hoy aho: “Pilao.” Dia hoy koa i Jehovah: “Hampiasa pilao eo amin’ny Israely oloko aho,+ ka tsy holeferiko intsony ny fahadisoany.+