17“Voasoratra amin’ny penina vy+ ny fahotan’ny Joda, sady vita sokitra amin’ny fantsika diamondra, eo amin’ny fon’izy ireo+ sy eo amin’ny tandroky ny alitarany.+
13 Hena+ no atolotr’izy ireo ho sorona fanomezana ho ahy, ary nihinana zavatra tsy tian’i Jehovah izy.+ Hotsarovan’Andriamanitra ny fahadisoan’izy ireo, ka hataony ampamoaka izy noho ny fahotany.+ Tany Ejipta no niverenan’izy ireo.+