Salamo 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+Ny masony mijery, eny, ny masony mandinika+ ny zanak’olombelona. Ohabolana 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa eo imason’i Jehovah ny lalan’ny olona,+ ary dinihiny avokoa ny lalany rehetra.+ Ohabolana 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mijery eny rehetra eny ny mason’i Jehovah,+ mandinika ny olona ratsy toetra sy ny tsara toetra.+
4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+Ny masony mijery, eny, ny masony mandinika+ ny zanak’olombelona.