3 Fa “ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanangonako ireo oloko babo, dia ny Israely sy Joda”,+ hoy i Jehovah. “Hampodiko ao amin’ilay tany nomeko ny razany izy ireo, ka ho lasany indray ny taniny.”’”+
25 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Izao no fotoana hampodiako ny olon’i Jakoba avy amin’ny fahababoana,+ sy hamindrako fo amin’ny taranak’Israely manontolo.+ Ary hasehoko fa saro-piaro amin’ny anarako masina aho.+