Isaia 46:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Henoy aho, ry taranak’i Jakoba, sy ianareo rehetra sisa tavela amin’ny taranak’i Israely,+ dia ianareo izay nentiko hatrany an-kibo, eny, hatrany am-bohoka.+ Hosea 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry zanak’Israely, fa manana ady amin’ny mponin’ity tany ity i Jehovah,+ satria tsy misy fahamarinana eto,+ na hatsaram-panahy feno fitiavana na fahalalana an’Andriamanitra.+
3 “Henoy aho, ry taranak’i Jakoba, sy ianareo rehetra sisa tavela amin’ny taranak’i Israely,+ dia ianareo izay nentiko hatrany an-kibo, eny, hatrany am-bohoka.+
4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry zanak’Israely, fa manana ady amin’ny mponin’ity tany ity i Jehovah,+ satria tsy misy fahamarinana eto,+ na hatsaram-panahy feno fitiavana na fahalalana an’Andriamanitra.+