Amosa 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary izaho no nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta+ sy nampandeha anareo namakivaky ny tany efitra nandritra ny efapolo taona,+ mba hakanareo ny tanin’ny Amorita ho fanananareo.+
10 Ary izaho no nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta+ sy nampandeha anareo namakivaky ny tany efitra nandritra ny efapolo taona,+ mba hakanareo ny tanin’ny Amorita ho fanananareo.+