FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 34:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,

      Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy.

  • Jeremia 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako ampamoaka an’izay rehetra voafora nefa mbola tsy mifora,+

  • Ezekiela 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 fa aripaho daholo na lahiantitra na tovolahy na virjiny na ankizy madinika na vehivavy.+ Aza hatonina kosa izay misy an’ilay marika.+ Atombohy ao amin’ny toerako masina izany.”+ Koa nanomboka tamin’ireo lahiantitra teo anoloan’ilay trano izy ireo.+

  • Daniela 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitsara anay.+ Koa nahatonga loza lehibe taminay ianao, ka na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra, dia mbola tsy nisy loza sahala amin’ny nanjo an’i Jerosalema.+

  • Hosea 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Koa manana ady amin’ny Joda i Jehovah,+ mba hanaovany ampamoaka an’i Jakoba araka izay nataony.+ Dia hamaly azy araka ny ratsy nataony izy.+

  • Amosa 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Koa izany no hataoko aminao, ry Israely. Eny, hanao izany aminao aho, ka miomàna hifanatrika amin’Andriamanitrao,+ ry Israely.

  • Romanina 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 sy fahoriana ary fijaliana, eny, ho an’izay rehetra manao ratsy, eo amin’ny Jiosy+ aloha vao ny Grika koa;+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara