Salamo 65:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.+ Salamo 107:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo rehefa ory,+Ka nafahany tamin’ny fahorian-tsainy.+ Isaia 26:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Jehovah ô, nitodika tany aminao izy ireo tao anatin’ny fahoriany.+ Namboraka ny tao am-pony izy ireo rehefa nibitsibitsika nivavaka, tamin’izy nofaizinao.+
16 Jehovah ô, nitodika tany aminao izy ireo tao anatin’ny fahoriany.+ Namboraka ny tao am-pony izy ireo rehefa nibitsibitsika nivavaka, tamin’izy nofaizinao.+