Genesisy 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avy any amin’izany tany izany izy no nankany Asyria,+ ka nanomboka nanorina an’i Ninive+ sy Rehobota-ira sy Kala, Jona 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia izaho ve tsy mba halahelo an’i Ninive, ilay tanàna lehibe+ misy olona maherin’ny roa alina sy iray hetsy izay tsy mahalala akory ny havia sy havanany, ary misy biby fiompy maro koa?”+
11 Avy any amin’izany tany izany izy no nankany Asyria,+ ka nanomboka nanorina an’i Ninive+ sy Rehobota-ira sy Kala,
11 Dia izaho ve tsy mba halahelo an’i Ninive, ilay tanàna lehibe+ misy olona maherin’ny roa alina sy iray hetsy izay tsy mahalala akory ny havia sy havanany, ary misy biby fiompy maro koa?”+