2 Mpanjaka 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izany no nitranga noho ny nanotan’ny+ zanak’Israely tamin’i Jehovah Andriamaniny, izay nitondra azy niakatra avy tany Ejipta avy teo an-tanan’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Natahotra andriamani-kafa koa izy ireo.+ Jeremia 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy ny nataonao ihany ve no nahatonga anao hiharan’izany, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao, tamin’ny fotoana nitarihany anao teny an-dalana?+
7 Izany no nitranga noho ny nanotan’ny+ zanak’Israely tamin’i Jehovah Andriamaniny, izay nitondra azy niakatra avy tany Ejipta avy teo an-tanan’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Natahotra andriamani-kafa koa izy ireo.+
17 Tsy ny nataonao ihany ve no nahatonga anao hiharan’izany, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao, tamin’ny fotoana nitarihany anao teny an-dalana?+