Hosea 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hanaintaina toy ny vehivavy mihetsi-jaza izy.+ Tsy zaza hendry+ koa izy, satria rehefa tonga ny fotoana hahaterahany, dia tsy hety hivoaka izy.+
13 Hanaintaina toy ny vehivavy mihetsi-jaza izy.+ Tsy zaza hendry+ koa izy, satria rehefa tonga ny fotoana hahaterahany, dia tsy hety hivoaka izy.+